auto save
This commit is contained in:
parent
5a29b48337
commit
f55b90dfd6
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ny fanatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana an'Andriamanitra rahabe. fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibaboaanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitr
|
||||
Ny fanatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana an'Andriamanitra rahabe. fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibaboaanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitra
|
Loading…
Reference in New Issue