auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD002 2019-11-24 10:13:46 -04:00 committed by root
parent 1051bed280
commit efe47cbd19
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny tena ijy die itoy: Ny raike ijay mamafe bitike die hambele ny bitike mandy koa, ary ny raike ijay mamafe amin'ny tanjom-pitahiana die hambele fitahiana mandy koa. Avelao ny kiraidraike hagnome arake ijay efa norafetine tao am-pone. Aja abela magnome fahoriana na faneriterena ijy. Fa ny mpagnome am-pifaliana no tian
Ny tena ijy die itoy: Ny raike ijay mamafe bitike die hambele ny bitike mandy koa, ary ny raike ijay mamafe amin'ny tanjom-pitahiana die hambele fitahiana mandy koa. Avelao ny kiraidraike hagnome arake ijay efa norafetine tao am-pone. Aja abela magnome fahoriana na faneriterena ijy. Fa ny mpagnome am-pifaliana no tian'Andriamanitra.