diff --git a/05/11.txt b/05/11.txt index 4743e09..8e42cd7 100644 --- a/05/11.txt +++ b/05/11.txt @@ -1 +1 @@ -Noho ijany, ny fahafantarana ny tahotra ny Tompo, no handresetsena lahatra ny olo. Ny maha antsena antsena die hitan'Andriamanitra majava. Antenaiko fa majava amin'ny feon'ny fiertreretanareo mandy koa ijany. Tsy miejaka ny handresy lahatra anareo ndraika ahay mba hijaha anay hôtran'ny mahitsy fo. Fa koja, magnome antony hônareo hirehareha nohon'ny aminay ahay, ba hanagnanareo valiteny ho an'ireo ijay mirehareha ny amin'ny \ No newline at end of file +\v 11 Noho ijany, ny fahafantarana ny tahotra ny Tompo, no handresetsena lahatra ny olo. Ny maha antsena antsena die hitan'Andriamanitra majava. Antenaiko fa majava amin'ny feon'ny fiertreretanareo mandy koa ijany. \v 12 Tsy miejaka ny handresy lahatra anareo ndraika ahay mba hijaha anay hôtran'ny mahitsy fo. Fa koja, magnome antony hônareo hirehareha nohon'ny aminay ahay, ba hanagnanareo valiteny ho an'ireo ijay mirehareha ny amin'ny endrika ivelany fa tsy ny amin'ijay ao am-po. \ No newline at end of file