auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-19 14:17:16 +01:00 committed by root
parent cb9a6e7c39
commit c2aa8f3e5d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na die nampalahelo anareo aja ny taratasiko, die tsy nampanegnina anahy ijany. Fa nanegnina tamin'ijany aho laha efa nahita fa nampalahelo anareo ijany. Fa nalahelo nandritry ny fotôgna fohike anareo. Ankehitriny die faly aho, tsy hoe satria ory anareo, fa satria ny alahelonareo no nitondra anareo ho amin'ny fibebahana.
\v 8 \v 9 \v 10 Na die nampalahelo anareo aja ny taratasiko, die tsy nampanegnina anahy ijany. Fa nanegnina tamin'ijany aho laha efa nahita fa nampalahelo anareo ijany. Fa nalahelo nandritry ny fotôgna fohike anareo. Ankehitriny die faly aho, tsy hoe satria ory anareo, fa satria ny alahelonareo no nitondra anareo ho amin'ny fibebahana.