auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-19 10:39:55 +01:00 committed by root
parent d255c4315a
commit 66c9dabee0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 \v 9 \v 10 Fa ahay managna anijany harena ijany ao agnaty tavoara tanimanga, ba hajava fa ny hery lehibe mihôtra lavitra die an'Andriamanitra fa tsy anay. Ampijalena amin'ny fomba rehetra ahay, fa tsy resy. Very hevitra ahay fa tsy feno famoijam-po. Enjehina ahay fa tsy nilôjana. Vonina ahay fa tsy rava. Mitondra eo amin'ny tegnanay ny fahafatesan'ny jesosy hatragny ahay, amin'ijay ny fiaignan'i Jesosy mandy koa die hiseho eo amin'ny tegnany.
\v 7 Fa ahay managna anijany harena ijany ao agnaty tavoara tanimanga, ba hajava fa ny hery lehibe mihôtra lavitra die an'Andriamanitra fa tsy anay. \v 8 Ampijalena amin'ny fomba rehetra ahay, fa tsy resy. Very hevitra ahay fa tsy feno famoijam-po. \v 9 Enjehina ahay fa tsy nilôjana. Vonina ahay fa tsy rava. \v 10 Mitondra eo amin'ny tegnanay ny fahafatesan'ny jesosy hatragny ahay, amin'ijay ny fiaignan'i Jesosy mandy koa die hiseho eo amin'ny tegnany.