auto save
This commit is contained in:
parent
fd5b06bc8c
commit
4bab3a0cc8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 4 \v 5 Ary nirahiko ny rahalahy mba tsy ho java-pôgna ny fireharehantsena momba anareo, ary mba ho vognona ianareo, araka ny efa nojakaiko ho anareo. Laha tsy ijany, laha misy makedoniaiana rahabe miarakaka aminahe ary mahita anareo mbola tsy vognona, die ho megnatre antsena-tsy mijaka n'ino n'ino momba anareo aho-noho ny fahatokiana anareo. Ka mieritreritra iaho fa ilaina ny mamporisika ireo rahalahy henga agny aminao ary hagnano fifagnarahana mialoha ny amin'ny fagnomejana efa nanpagnatenainao. Ijany die ahafahana mivognona
|
||||
\v 3 \v 4 \v 5 Ary nirahiko ny rahalahy mba tsy ho java-pôgna ny fireharehantsena momba anareo, ary mba ho vognona ianareo, araka ny efa nojakaiko ho anareo. Laha tsy ijany, laha misy makedoniaiana rahabe miarakaka aminahe ary mahita anareo mbola tsy vognona, die ho megnatre antsena-tsy mijaka n'ino n'ino momba anareo aho-noho ny fahatokiana anareo. Ka mieritreritra iaho fa ilaina ny mamporisika ireo rahalahy henga agny aminao ary hagnano fifagnarahana mialoha ny amin'ny fagnomejana efa nanpagnatenainao. Ijany die ahafahana mivognona hotrin'ny fitahiana, fa tsy hotrin'ny raha tsy ajo ekena
|
Loading…
Reference in New Issue