diff --git a/07/11.txt b/07/11.txt index cee7347..79f7cc4 100644 --- a/07/11.txt +++ b/07/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Jahay ny vokatry ny fahalebejan'ny fikirijanareo tamin'ny fahorena ao amin'Andriamanitra. Lehibe tokôtre ny hangejan'ny fikirijana tao aminareo ba hagnaporofo fa tsy manan-tsigny anareo. Lehibe tokôtra ny halehiben'ny fahavigniranareo, ny tahotrareo, ny alahelonareo, ny jotom-ponareo, ary ny fagnirenareo hahita ny fahamarinana ijay tokony natao! Amin'ny raha manontolo die nagnaporofo tamin'ny tegnanareo anareo ba \ No newline at end of file +\v 11 \v 12 Jahay ny vokatry ny fahalebejan'ny fikirijanareo tamin'ny fahorena ao amin'Andriamanitra. Lehibe tokôtre ny hangejan'ny fikirijana tao aminareo ba hagnaporofo fa tsy manan-tsigny anareo. Lehibe tokôtra ny halehiben'ny fahavigniranareo, ny tahotrareo, ny alahelonareo, ny jotom-ponareo, ary ny fagnirenareo hahita ny fahamarinana ijay tokony natao! Ambon'ny raha manontolo die nagnaporofo tamin'ny tegnanareo anareo ba tsy ho meloka amin'ijany raharaha ijany. Na die nanoratra taminareo aja Aho, Ijaho die tsy nanoratra \ No newline at end of file