auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-03-15 08:13:30 +00:00 committed by root
parent a1d8f7c78a
commit 2a21eaf0ea
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy amin'ny alalagn'ireo Jiosy no nandresako " Kapôka efapolo latsaka raike" Indimy. Intelo aho no nifihina tamin'ny hajo. Indraika aho no nitilina vato. Intelo aho no vaky sambo. Nandany indraika aligna sy indraika andro tegny an-dranomasina aho. Nandeha matetika aho, tamin'ny lojan'ny ony, tamin'ny lojan'ireo mpandroba, tamin'ny lojan'ny oloko manokagna, tamin'ny lojan'ny Jentilisa, tamin'ny loja tagny amin'ny tanàna, tamin'ny loja tagny
\v 24 Avy amin'ny alalagn'ireo Jiosy no nandresako " Kapôka efapolo latsaka raike" Indimy. \v 25 Intelo aho no nifihina tamin'ny hajo. Indraika aho no nitilina vato. Intelo aho no vaky sambo. Nandany indraika aligna sy indraika andro tegny an-dranomasina aho. \v 26 Nandeha matetika aho, tamin'ny lojan'ny ony, tamin'ny lojan'ireo mpandroba, tamin'ny lojan'ny oloko manokagna, tamin'ny lojan'ny Jentilisa, tamin'ny loja tagny amin'ny tanàna, tamin'ny loja tagny agn'efitre, tamin'ny loja tagny an-dranomasina, tami'ny loja avy alin'ireo rahalahy sandoka.