auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-19 14:31:47 +01:00 committed by root
parent 0c73dd52e9
commit 233e60ec47
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Laha efa tonga tagny Makedonia ahay, tsy hanam-pitsaharana ny tegnanay. Noho ijany, ory tamin'ny fomba manontolo ahay nohon'ny fifandirana tagny ivelagne, sy ny tahotra tao agnaty. Fa Andriamanitra, ijay mampahery ny kivy, nampahery anay tamin'ny fahatongavan'i Titosy. Tsy tamin'ny alalan'ny fahatongany fotsiny no hampaherejan'Andriamanitra antsena. Fa tamin'ny fampaherejana ijay noresin'i Titosy avy aminareo. Mijaka antsena ijy ny qmin'ny hamaron'ny fitiavanareo, ny alahelonareo, ary ny fiahinareo anahy laligna. Ka hifaly mandrakijay iaho.
\v 5 \v 7 Laha efa tonga tagny Makedonia ahay, tsy hanam-pitsaharana ny tegnanay. Noho ijany, ory tamin'ny fomba manontolo ahay nohon'ny fifandirana tagny ivelagne, sy ny tahotra tao agnaty. \v 6 Fa Andriamanitra, ijay mampahery ny kivy, nampahery anay tamin'ny fahatongavan'i Titosy. Tsy tamin'ny alalan'ny fahatongany fotsiny no hampaherejan'Andriamanitra antsena. Fa tamin'ny fampaherejana ijay noresin'i Titosy avy aminareo. Mijaka antsena ijy ny qmin'ny hamaron'ny fitiavanareo, ny alahelonareo, ary ny fiahinareo anahy laligna. Ka hifaly mandrakijay iaho.