diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index c8920ee..b1da52c 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Ary nirahiko ny rahalahy mba tsy ho java-pôgna ny fireharehantsena momba anareo, ary mba ho vognona ianareo, araka ny efa nojakaiko ho anareo. Laha tsy ijany, laha misy makedoniaiana rahabe miarake aminahe ary mahita anareo mbola tsy vognona, die ho megnatre antsena-tsy mijaka n'ino n'ino momba anareo aho-noho ny fahatokiana anareo. Ka mieritreritra iaho fa ilaina ny mamporisika ireo rahalahy henga agny aminao ary hagnano fifagnarahana mialoha ny amin'ny fagnomejana efa nanpagnatenainao. Ijany die ahafahana mivognona hotrin'ny fitahiana, fa tsy hotrin'ny raha tsy ajo ekena. \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Ary nirahiko ny rahalahy mba tsy ho java-pôgna ny fireharehantsena momba anareo, ary mba ho vognona ianareo, araka ny efa nojakaiko ho anareo. Laha tsy ijany, laha misy makedoniaiana rahabe miarake amin'ahe ary mahita anareo mbola tsy vognona, die ho megnatre antsena-tsy mijaka n'ino n'ino momba anareo aho-noho ny fahatokiana anareo. Ka mieritreritre iaho fa ilaina ny mamporisike ireo rahalahy henga agny aminao ary hagnano fifagnarahana mialoha ny amin'ny fagnomejana efa nanpagnatenainao. Ijany die ahafahana mivognona hotrin'ny fitahiana, fa tsy hotrin'ny raha tsy ajo ekena. \ No newline at end of file