plt-x-tanala_2co_text_reg/02/05.txt

1 line
346 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-08 13:39:32 +00:00
\v 5 Laha nisy olo niteraka alahelo, tsy niteraka anijany taminahy mandy ijy, fa amin'ny endrika hafa tsy hahitanareo lôtre anijany amin'areo manontolo. \v 6 Ampy ny fagnasajena namboarin'ny olo maro agnisa. \v 7 Ka ankehitriny laha tokony hagnavela heloka sy hampionogna anajy. Amboary ijany ba tsy handifotra anajy amin'ny alahelo be lôtre.