plt-x-tanala_1co_text_reg/13/01.txt

1 line
786 B
Plaintext

\v 1 Oka hatao hoe mijaka amin'ny fijan'ny olo sy ny anjeliny iaho. Fa laha tsy managna fitiavana , iaho die tonga vy ratsy feo na vy mikarantsam-peo iaho. \v 2 Ôka hatao hoe managna fagnomejan'ny faminanena iaho ary mahafantatre ny marina nasitrike iaho sy fahalalana aby daholo, ary managna ny finôna manontolo ahafahana mamindra ny tendrombohitra iaho. Fa laha tsy manam-pitiavana iaho,die tsinotsinona Iaho. \v 3 Ôka hatao hoe magnome ijay abiaby fagnanako hamahanana ny mahantre iaho, ary magnome ny tegnako hidorôna. Fa laha tsy manam-pitiavana iaho, die tsy mahajo n'ino n'ino. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UDB die samy managna dikan-teny maro, mivaky hoe: "Hameko mba hidorôna ny tegnako." Ny dikan-teny saragne koja die mivaky hoe: "Homeko ny tegnako mba ho reharehako."]