Tue Sep 29 2020 09:10:42 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-29 09:10:42 -04:00
parent 4c92d90eaa
commit e0d86083e6
5 changed files with 5 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Aja avela hisy olo hamita-tena. Laha misy olo eo aminareo mihevitre fa hendre ijy amin'ijao vanim-potôna ijao, avelao ijy ho lasa" môla" amin'ijay mba mety ho lasa hendre ijy. \v 19 Fa ny fahendren'ijao tontolo'ijao die fahamôlana eo amin'Andriamanitra. Satria vôsoratra hoe: "Nahatratre ny hendre tao amin'ny hafetsen-dreo Ijy." \v 20 Ary koa hoe:" Ny Tompo die mahalala fa ny fihevitry ny hendre die raha fahatany."
\v 18 Aja avela hisy olo hamita-tena. Laha misy olo eo aminareo mihevitre fa hendre ijy amin'ijao vanim-potôna ijao, avelao ijy ho lasa "môla" amin'ijay mba mety ho lasa hendre ijy. \v 19 Fa ny fahendren'ijao tontolo'ijao die fahamôlana eo amin'Andriamanitra. Satria vôsoratra hoe: "Nahatratre ny hendre tao amin'ny hafetsen-dreo Ijy." \v 20 Ary koa hoe: "Ny Tompo die mahalala fa ny fihevitry ny hendre die raha fahatany."

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Ankehitriny ry rahalahy, nampihatra ireo fitsipika ireo tamin'ahy sy tamin'ny Apolosy iaho nohon'ny aminareo, mba hafahanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fijakana hoe:"Aja mandeha mihötre ijay vösoratra ." ijany die mba tsy hisy raike aminareo hirehareha ny amin'ny fankasitrahana ny raike noho ny hafa. \v 7 Fa ija no mahita fahasamihafana eo aminareo sy ireo hafa? Ino no anagnanareo ka tsy noraisinareo maimaimpogna? Laha nandray an'ijany maimaimpoagna anareo, nahöna anareo no mirehareha hötrany tsy nagnano hötran'ijany?
\v 6 Ankehitriny ry rahalahy, nampihatra ireo fitsipika ireo tamin'ahy sy tamin'ny Apolosy iaho nohon'ny aminareo, mba hafahanareo mianatra avy aminay ny dikan'ny fijakana hoe: "Aja mandeha mihötre ijay vösoratra." ijany die mba tsy hisy raike aminareo hirehareha ny amin'ny fankasitrahana ny raike noho ny hafa. \v 7 Fa ija no mahita fahasamihafana eo aminareo sy ireo hafa? Ino no anagnanareo ka tsy noraisinareo maimaimpogna? Laha nandray an'ijany maimaimpoagna anareo, nahöna anareo no mirehareha hötrany tsy nagnano hötran'ijany?

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 v 17 Ijany no nadefasako anareo an'i Timoty, janaka malalako sady mahatoky ao amin'ny Tompo. Ijy die hampahatsiaro anareo ireo lalako ao amin'ny Kristy, hötrin'ny ampianarako an-dreo na aia na aia sy ao amin'ny fiangonana abiaby. \v 18 Ankehitriny die lasa miavogna ny saragne aminareo, magnano hötrin'ny hoe tsy ho avy agny aminareo iaho.
\v 17 Ijany no nadefasako anareo an'i Timoty, janaka malalako sady mahatoky ao amin'ny Tompo. Ijy die hampahatsiaro anareo ireo lalako ao amin'ny Kristy, hötrin'ny ampianarako an-dreo na aia na aia sy ao amin'ny fiangonana abiaby. \v 18 Ankehitriny die lasa miavogna ny saragne aminareo, magnano hötrin'ny hoe tsy ho avy agny aminareo iaho.

View File

@ -1 +1 @@
Toko 5
Toko faha 5

View File

@ -73,6 +73,7 @@
"03-12",
"03-14",
"03-16",
"03-18",
"03-21",
"04-title",
"04-01",