auto save

This commit is contained in:
MAD108 2019-10-24 10:13:03 -04:00 committed by root
parent 6e07cddef8
commit 7be5f2bcd8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 De hiteny anao hoe: "Nitapana hiala reo rantsagny mba hafahako mifandray aminy".\v 20 Marina zany. Nony tsy finoan'jareo de notamahina hiala zareo, fa nareo de mijoro tsara non'ny finoanareo. Aza magnano ny tegnanareo ho ambony, fa matahora.\v 21Fa ra ny tegna sampagna aza tsy navelan'Andriamanitra, de tsy ho avelany iany kô enao.
\v 19 De hiteny anao hoe: "Nitapana hiala reo rantsagny mba hafahako mifandray aminy".\v 20Marina zany. Nony tsy finoan'jareo de notamahina hiala zareo, fa nareo de mijoro tsara non'ny finoanareo. Aza magnano ny tegnanareo ho ambony, fa matahora.\v 21Fa ra ny tegna sampagna aza tsy navelan'Andriamanitra, de tsy ho avelany iany kô enao.