Tue Jun 09 2020 12:24:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)
This commit is contained in:
parent
37d9786f65
commit
a193ace75d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 \v 10 \v 11 Rafa nagnokatra ny tombo-kase fadimy ny Zanak'ondry, de tazako takao ambany alitara reo fanahin'reo ze novonona noho ny tenin'Andriamanitra sy ny fitsanganana vavolombelona ze notànan-jareo. Nihaika tamin'ny feo mafy zareo hoe: "Mandra-pa ovena, ry Mpanjaka ambonin'ny daôly, masina sy marina, no hitsaranao reo ze miaigna aketo an-tany, sy hamalenao faty ny rànay? De namena akanjolava ny tsiraikaraika avy tamin-jareo, ary nilazana zareo fa tokony handigny kelikely mandra-pazaôna ny isa fenon'reo mpiara-manompon-jareo sy reo rahala sy anabavin-jareo ze tokony hovonôna zareo, ôtran'ny namonôna an-jareo.
|
||||
\v 9 Rafa nagnokatra ny tombo-kase fadimy ny Zanak'ondry, de tazako takao ambany alitara reo fanahin'reo ze novonona noho ny tenin'Andriamanitra sy ny fitsanganana vavolombelona ze notànan-jareo. \v 10 Nihaika tamin'ny feo mafy zareo hoe: "Mandra-pa ovena, ry Mpanjaka ambonin'ny daôly, masina sy marina, no hitsaranao reo ze miaigna aketo an-tany, sy hamalenao faty ny rànay? \v 11 De namena akanjolava ny tsiraikaraika avy tamin-jareo, ary nilazana zareo fa tokony handigny kelikely mandra-pazaôna ny isa fenon'reo mpiara-manompon-jareo sy reo rahala sy anabavin-jareo ze tokony hovonôna zareo, ôtran'ny namonôna an-jareo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 12 \v 13 \v 14 Rafa nagnokatra ny tombo-kase faenina ny Zanak'ondry, de nitazagna za ary nisy horohoron-tany gedabe. Lasana mainty ôtran'ny lamba fisaonana ny masoandro, ary ny volana fenomanagna de lasana ôtran'ny rà. Reo kintana taigny amin'ny lanitra de potraka tety an-tany, ôtran'ny aviavy magnintsagna ny vôny manta rafa tsofin'ny rivotra mafy. Ny lanitra de nanjavona ôtran'ny horognan-taratasy ze naorongorona. Ny tanety sy ny nosy daôly de nalana takeo amin'ny tôrany.
|
||||
\v 12 Rafa nagnokatra ny tombo-kase faenina ny Zanak'ondry, de nitazagna za ary nisy horohoron-tany gedabe. Lasana mainty ôtran'ny lamba fisaonana ny masoandro, ary ny volana fenomanagna de lasana ôtran'ny rà. \v 13 Reo kintana taigny amin'ny lanitra de potraka tety an-tany, ôtran'ny aviavy magnintsagna ny vôny manta rafa tsofin'ny rivotra mafy. \v 14 Ny lanitra de nanjavona ôtran'ny horognan-taratasy ze naorongorona. Ny tanety sy ny nosy daôly de nalana takeo amin'ny tôrany.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 \v 16 \v 17 Avy akeo reo mpanjakan'ny tany sy ny ôla managn-danja, sy reo jeneraly, ny mpanagn-karena, ny mahery, ary ny hafa daôly, andevo sy afaka, nisitrika takao agnatin'reo lava-bato sy tam'reo vatolampin'ny tendrombotra. Niteny tam'reo tendrombotra sy tam'reo vatolampy zareo hoe: "Mirodagna aminay! Asitrifo amin'ny tavan'le raika ze mipetraka takeo amin'ny seza fiandrianana sy amin'ny fasosen'ny Zanak'ondry zahay. Fa tonga ny andro lehiben'ny fatezeran-jareo. Iza no hahavita hiharitra?"
|
||||
\v 15 Avy akeo reo mpanjakan'ny tany sy ny ôla managn-danja, sy reo jeneraly, ny mpanagn-karena, ny mahery, ary ny hafa daôly, andevo sy afaka, nisitrika takao agnatin'reo lava-bato sy tam'reo vatolampin'ny tendrombotra. \v 16 Niteny tam'reo tendrombotra sy tam'reo vatolampy zareo hoe: "Mirodagna aminay! Asitrifo amin'ny tavan'le raika ze mipetraka takeo amin'ny seza fiandrianana sy amin'ny fasosen'ny Zanak'ondry zahay. \v 17 Fa tonga ny andro lehiben'ny fatezeran-jareo. Iza no hahavita hiharitra?"
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 Tarignan-reo ra reo de nijery za, ary nisy ôla betsaka be ze tsy vôisa avy tamin'ny firenena, foko, ôla, ary fiteny daôly, nitsangana takeo agnatrean'ny seza fendriagnana sy takeo agnatrean'ny Zanak'ondry. Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tanan-jareo, \v 10 ary nagnantso mafy tamin'ny feo mahery zareo nagnano hae: "Ny famonjena de an'Andriamanitra ze mitotra akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"
|
||||
\v 9 Tarignan-reo ra reo de nijery za, ary nisy ôla betsaka be ze tsy vôisa— avy tamin'ny firenena, foko, ôla, ary fiteny daôly—nitsangana takeo agnatrean'ny seza fendriagnana sy takeo agnatrean'ny Zanak'ondry. Nagnao akajo lava fotsy sy mitagna sampandrofia tegny amin'ny tanan-jareo, \v 10 ary nagnantso mafy tamin'ny feo mahery zareo nagnano hae: "Ny famonjena de an'Andriamanitra ze mitotra akeo ambonin'ny seza fendriagnana, sy an'ny Zanak'ondry!"
|
|
@ -93,6 +93,9 @@
|
|||
"06-03",
|
||||
"06-05",
|
||||
"06-07",
|
||||
"06-09",
|
||||
"06-12",
|
||||
"06-15",
|
||||
"07-title",
|
||||
"07-01",
|
||||
"07-04",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue