|
Ary reo leila niambina an'i Jesosy de nagnanihany ary nikapoka an'Azy. Nasin-jareo sarogna Izy ary nagnontany an'Azy zareo, nitare hoe: "Maminagnia! Iza le ôla ze mikapoka An'nao?" Nitare ra hafa maro hagnohitra an'i Jesosy zareo, niteny ratsy an'Azy. |