1 line
314 B
Plaintext
1 line
314 B
Plaintext
\v 20 Raha nagnontanen'reo Fariseo hoe ôvena ny fanjakan'Andriamanitra no ho tonga, de namaly an-jareo Jesosy ka nikoragna hoe: "Tsy taza-maso ny fiaven'ny fanjakan'Andriamanitra. \v 21 Tsy hitare kô zareo hoe: "Jerevo, ty le izy!" na hoe: "Iry le izy!" Fa indro, ny fanjakan'Andriamanitra de akao agnatinareo."" |