1 line
369 B
Plaintext
1 line
369 B
Plaintext
\v 14 Rafa natazagna an-jareo Izy, de nitare tamin-jareo hoe: "Mandiana de atoroy an'reo mpisorogna ny tegnanareo." Raha igny lasa igny zareo de nadio. \v 15 Rafa natazagna ny raika tamin-jareo da sitragna izy, de niverina, niaraka tamin'ny feo avo nankalaza an'Andriamanitra. \v 16 Nenkoka takeo an-tongotr'i Jesosy izy, nagnome fisaorana ho an'Azy. Izy de Samaritana. |