1 line
374 B
Plaintext
1 line
374 B
Plaintext
\v 7 Fa iza aminareo, no managna mpanompo miasa tany na miambin'ondry, ka hitare amin'azy rafa tonga avy aigny an-tsaha izy hoe: "Ave malaky ka mipitrà mbô hihinana?"\v 8 Fa tsy hitare amin'azy ma izy hoe: "Hikarakarao ra hohaniko za, ka aseo fekibo magnodidigna ny ankajonao de manompoa anà mandrapahalanin'ny ahaniko sy fisotroako. De avekeo anao mihinana sy misotro?" |