1 line
487 B
Plaintext
1 line
487 B
Plaintext
\v 2 Ary nisy kapiteny raika nanagna mpanompo ze tegna najaigny, ary narary sy efa ankeky ho foaty izy. \v 3 Rafa naregny ny momba an'i Jesosy le kapiteny, de nagniraka lôholon'ny Jiosy ho aigny amin'Azy izy, hangataka an'Azy mbô ho avy ary hagnasitrana ny mpanompony. \v 4 Ary rafa tonga takeo amin'i Jesosy zareo, de nangataka mafy tamin'Azy, nitare hoe: "Mendrika ny hagnanôvanao an'zany ho an'azy izy,\v 5 satria teny ny firenenay, ary izy le nagnambôtra ny Synagoga ho an'nay." |