plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/03.txt

1 line
212 B
Plaintext

Ozy tamin-jareo hoe: "Aza mitondra na ino na ino amin'ny denareo - tsisy anjera, tsisy kitapom-batsy, tsisy mofo, tsisy vola, ary tsisy akanjo fagnampiny. Ze tragno idiranareo, de mijanona akao mandra-pialanareo.