plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/38.txt

1 line
329 B
Plaintext

Jesosy nitare tamin-jareo hoe: "Magnino anareo no matatra? Magnino no misy fagnontanena akao am-ponareo? Jereo ny tanako sy ny tongotro, fa Za tegnako ty. Kasiho Za ka jereo. Fa ny fanahy tsy managna nofo sy tôlagna, araka ny ahitanareo Anà hoe managna." Rafa nitare zany Izy, de nabôgnany tamin-jareo ny tanany sy ny tongony.