plt-x-sihanaka_luk_text_reg/24/30.txt

1 line
395 B
Plaintext

Ary, rafa nipetraka mbô hiaraka hinana tamin-jareo Izy, de niaka ny mofo, nisaotra zany, sy namaky zany, ary nagnome zany an-jareo. avekeo nisokatra ny mason-jareo, ka nafantatra an'Azy, ary nanjavogna takeo amason-jareo Izy. Zareo nifampitare hoe: "Ny fotsika ma tsy niredareda takao agnatintsika, raha nitare tamintsika taigny an-dalana Izy, raha nagnokatra ny Soratra Masina tamintsika Izy?"