|
\v 16 \v 17 Tonga takeo agnolôny ny vôlôny, nitare hoe: 'Tompo, ny farantsanao de nahazo tombony farantsa folo mihôtra.' Nitare an'azy le tandapa hoe: 'Tsara zany, ry mpanompo tsara. Noho anao nahatoky tamin'ny kely de kely, de hanam-pahefana amin'ny tanàna folo anao.' |