plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/34.txt

1 line
556 B
Plaintext

\v 34 Milaza aminareo Za, fa am'zany alina zany de hisy ôla roey akeo ambonin'ny fandrena raika. Ny raika de horaisina, ary ny raika ho avela. \v 35 Ary hisy roa vavy miara-mitoto vary. Ny raika ho raisina, ary ny raika ho avela." \v 36 [Fagnamarihana: reo fandikan-teny talô tsara ndrindraka de magnala ny andininy faha 36 hoe: "Hisy roa lahy aigny an-tsaha; ny raika ho raisina, ary ny raika ho avela."]\v 37 Nagnontany an'Azy zareo hoe: "Aiza, Tompo?" ary Izy nitare tamin-jareo hoe: "Ze hitôran'ny faty, de aigny kô no hisy vototo hiara-miangona."