plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/17.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 17 Ary Jesosy nitare hoe: "Tsy efa vôdio ma izy folo? Fa aiza ny sivy? \v 18 Tsisy hafa niverigna hagnome voninatra an'Andriamanitra ma, afa-tsy ty vahiny ty?" \v 19 Ary ozy tamin'azy: "Mitsangàna, ka mandiana. Ny finoana no nahasitragna an'nao."