plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/11.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 11 Ary raha nande ho aigny Jerosalema Izy, de nande takeo amin'ny sisin-tany takeo agnelagnelan'i Samaria sy Galilia. \v 12 Rafa niditra takao amin'ny tanàna raika izy, de nisy boka folo lahy nifanena tamin'Azy tao. Nitsangana lavitra an'Azy zareo \v 13 ary nanandratra agnambo ny feon-jareo, nitare hoe: "Jesosy, Tompo ô, mamindrà fo aminay."