plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/59.txt

1 line
273 B
Plaintext

Ary Ozy tamin'ny hafa hoe: "Magnarà Anà." Fa ozy hoe: "Tompoko, avilao za aloha hande handevigna ny raiko." Fa Ozy tamin'azy hoe: "Avilao ny maty handevina ny maty akao amin'azy. Fa ho an'nao, mandiana ka mitoria aigny lavitra aigny ary hitaro ny fanjakan'Andriamanitra."