plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/20.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 20 \v 21 \v 22 Ary nitare tamin-jareo Izy hoe: "Fa ataonareo ho iza ma Za?" Namaly Petera hoe: "Le Kristin'Andriamanitra." Fa noraràny mafy zareo tsy hilaza zany na amin'iza na amin'iza, nagnano hoe: "Ny Zanak'ôla de tsy maintsy hijaly amin'ny ra betsaka ary ho lavin'reo lôholona sy lôhan'ny mpisorogna ary reo mpanora-dalàna, jo vonony Izy ary amin'ny andro fahatelo de hatsangana."