plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/25.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 25 Ary indro, nisy leila taigny Jerosalema Simona no agnarany, ary zany leila zany de marina sy mafana fo. Nikaraka ny fampionognana an'Israely izy, ary takao amin'azy ny Fanahy Masina. \v 26 Nambaran'ny Fanahy Masina tamin'azy fa tsy hahita fafatesana melôn'ny ahitany ny Kristy Tompo izy.