plt-x-sihanaka_luk_text_reg/02/13.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 13 Tampoka takeo niaraka tam'le anjely, de nisy tafiky ny lagnitra lehibe nidera an'Andriamanitra nagnano hoe: \v 14 "Voninatra ho an'Andriamanitra aigny amin'ny avo ndrindra, ary hisy fiadanana anie aketo an-tany akeo amin'ny ôla ze ankasitrany."