plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/08.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 8 \v 9 \v 10 Nitsangana Zakaiosy ka nitare tamin'ny Tompo hoe: "Jereo, ry Tompo, ny antsasaky ny fananako de ameko ho an'ny mahantra, ary raha ôtra ka nisy ra nagnambakako ôla, de honerako avo efatra heny." Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Gniany ny famonjena no tonga akato am'ty tokantragno ty, satria izy kô de zanak'i Abrahama. Fa ny Zanak'ôla de tonga mbô hitady sy hamonjy ny very."