plt-x-sihanaka_luk_text_reg/17/01.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 1 Jesosy nitare tam'reo mpianany hoe: "Azo antoka fa hisy ra afaka hanosika an-tsika hagnota, fa lozan'ze ôla hiaven'zany! \v 2 Tsara ho an'zany ôla zany raha asena vatobe akao amin'ny vozogny ka atsipy aigny agnaty ranomasina, non'ny hatafitona ny raika am'reo madinika reo.