1 line
460 B
Plaintext
1 line
460 B
Plaintext
\v 54 \v 55 \v 56 Nikoragna tam'reo vahôka kô Jesosy hoe: "Rafa matazagna rôndro miforona aigny andrefana anareo, de ozy avy hatraigny anareo hoe: "Hisy ranon'orana ho avy," ary de mitranga zany. Rafa misy rivotra mitsoka avy aigny atsimo, de ozy anareo hoe: "Hisy hafanana be ho avy," avy mitranga zany. Ry mpiatsaravelatsihy, hainareo ny mandika ny toetoetry ny tany sy ny lanitra, fa magnino ma no tsy ahaizanareo mamantatra zao andro am'zao fotôna zao? |