plt-x-sihanaka_luk_text_reg/12/13.txt

1 line
406 B
Plaintext

Avekeo nisy ôla raika avy tao am'reo vahôka nitare tamin'Azy hoe: "Ry mpampianatra, teneno ny ralahiko mbô hizara lova aminà." Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Ralelà, iza no nagnano Anà ho mpitsara na mpanelanelana an'nareo?" Ozy tamin-jareo hoe: "Miambena mbô hiazonanareo ny tegnanareo lavitra reo fanirian-dratsy daôly, satria ny fiaignan'ôla raika de tsy miankina amin'ny fitobaky ny fanagnany."