plt-x-sihanaka_luk_text_reg/12/06.txt

1 line
234 B
Plaintext

Tsy amidy farantsa kely roey ma ny adibo dimy? Kanefa tsisy raika am'regny ze tsy tsarôvana akeo amason'Andriamanitra. Fa na ny volon-dônareo aza de vôisa avokoa. Aza matatra. Fa managn-danja mihôtra nohon'ny adibo betsaka anareo.