plt-x-sihanaka_luk_text_reg/14/13.txt

1 line
204 B
Plaintext

Fa rafa magnano fagnasana anao, asao ny mahantra, ny kilemaina, ny mandringa, ary ny jamba, de ho sambatra anao, satria tsy afaka hamaly an'nao zareo. Fa anao de ho vôvaly amin'ny fitsanganan'ny marina."