1 line
347 B
Plaintext
1 line
347 B
Plaintext
Ny ôla daôly takao amin'ny Synagoga de enika fasosena rafa naregny an'reo ra reo. Nitsangana zareo, nanery an'Azy hiala ny tanàna, ary nandefa an'Azy taigny an-tampon'ny tanety ze niorenan'ny tanànan-jareo, mbô handavôna an'Azy amin'ny tevagna. Nefa nandeha nagnivakivaka takeo ampovôn-jareo Izy de lasana nadeha taigny amin'ny tôran-kafa. |