1 line
383 B
Plaintext
1 line
383 B
Plaintext
\v 37 Tsisy ôla magnisy divay vaovao akao agntin'ny siny hoditra korô. Raha magnano an'zany izy, de hampitretra ny hoditra le divay vaovao, ary de ho raraka ny divay, ary ho simba le siny hoditra. \v 38 Fa ny divay vaovao de tsy maintsy atao akao agnatin'ny siny hoditra vaovao. \v 39 Tsisy ôla avy nisotro ny divay talô ka hagniry ny vaovao, fa ozy izy hoe: "Le talô no tsara." |