plt-x-sihanaka_luk_text_reg/05/01.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 1 Ary zao no nitranga, raha nitangorogna nagnodidina an'i Jesosy reo ôla ary nitaino ny tenin'Andriamanitra, de nitsangana teo amoron'ny farihin'i Genesareta Izy. \v 2 Natazagna sambokely rôy nijanona takeo amoron'ny farihy Izy. Efa nivôka tao reo mpanjono ary nanasa reo haratony. \v 3 Niditra tao amin'ny sambokely raika tam'reo Jesosy, ze an'i Simona, ary nangataka an'azy mba handefa an'zany aigny amin'ny rano lavidavitry ny tanety. Avy teo de nipetraka Izy ka nampianatra reo ôla teo ivelan'ny sambokely.