plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/36.txt

1 line
348 B
Plaintext

\v 36 Io Elizabeta havanao de bevoka là kely ihany kô na de tamin'ny faterany aza. Efa enim-bolana ny an'azy io zao, izy le nantsovina hoe momba. \v 37 Satria tsisy ra tsy azo tanterahana amin'Andriamanitra." \v 38 Ozy i Maria: "Io za no mpanompovavin'ny Tompo. Aoka ho tanteraka aminà zany araka ny hafatrao." Ary niala teo amin'azy le anjely.