plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/26.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 26 Teo amin'ny faha enim-bolana, de nirahin'Andriamanitra ny anjeliy Gabriela nankaigny amin'ny tanàna raika tao Galilia antsovina hoe Nazareta, \v 27 ha aigny amin'le virjiny raika ze vadina leila antsovina hoe Josefa. Agnisan'ny taranak'i Davida izy, ary ny agnaran'le virjiny de Maria. \v 28 Nankeo amin'azy izy ary nitare hoe: "Arahaba, ry le nohasoavina indrindra! Ny Tompo ho akao aminao." \v 29 Fa tegna very hevitra tamin'ny teniny izy nagnotany tegna hoe karazana ferabana ôtran'ino kô zany.