plt-x-sihanaka_luk_text_reg/09/57.txt

1 line
298 B
Plaintext

Ary rafa nande taigny an-dalana zareo, de niso ôla raika nagnano tamin'azy hoe: "Hagnaraka An'nao za n'aiza n'aiza andiananao." Jesosy nitare tamin'azy hoe: "Ny amboahaolo manan-davaka, ary reo vorona aigny an-dagnitra de managna ny akanany, fa ny Zanak'Ôla tsy managna tôrana asina ny lôhany."