1 line
300 B
Plaintext
1 line
300 B
Plaintext
\v 16 Nandresy an'azy daôly ny tatra, ka nanohy nidera an'Andriamanitra hatraigny zareo, nitare hoe: "Mpaminagny lehibe no natsangana aketo amintsika" ary " Andriamanitra nitsinjo ny ôlony." \v 17 Ty vaovao momba an'i Jesosy ty de niparitaka nagnerana an'i Jodia sy reo faritra magnodidigna daôly. |