1 line
445 B
Plaintext
1 line
445 B
Plaintext
\v 29 \v 30 \v 31 Ary nony tonga takeo ankekin'i Betifaga sy Betania Izy, takeo amin'ny tendrombotra antsovina hoe Oliva, de nagniraka ny rôy tam'reo mpianany Izy, nitare hoe: "Mandiana aigny amin'ny tanàna magnaraka. Rafa miditra anareo, de hatazagna zana-boriky raika mbôla tsy nitikinan'ôla mintsy. Vahao zany de ento aty aminà. Raha misy magnontany an'nareo hoe: 'Magnino ma no vahanareo io?' de lazao hoe: 'Misy ilàn'ny Tompo an'azy.' |