auto save
This commit is contained in:
parent
0c05173d1f
commit
ec78d0a0a0
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary ndray andro de nande an-tsambokely Izy niaraka tam'reo mpianany, ary Izy nilaza tamin-jareo hoe: "Andao tsika ho aigny ampitan'ny farihy." De lasa zareo. Fa raha nande igny zareo de resi-tory Jesosy. Ary nisy tafio-drivotra tonga takeo amin'ny farihy, ka feno rano ny sambokely, ary notandindomin-doza zareo
|
||||
Ary ndray andro de nande an-tsambokely Izy niaraka tam'reo mpianany, ary Izy nilaza tamin-jareo hoe: "Andao tsika ho aigny ampitan'ny farihy." De lasa zareo. Fa raha nande igny zareo de resi-tory Jesosy. Ary nisy tafio-drivotra tonga takeo amin'ny farihy, ka feno rano ny sambokely, ary notandindomin-doza zareo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Avekeo nankeo amin'Azy ka namô an'Azy reo mpianatr'i Jesosy, nagnano hoe: "Tompo ô! Tompo ô! Ho foaty tsikana!" Ary nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sy ny rano manonja, ary nitsahatra reo, ka nisy fitoniana takeo. Ary nitare tamin-jareo Izy hoe: "Aiza a
|
Loading…
Reference in New Issue