auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-09 14:19:29 +03:00 committed by root
parent 7e1f295ebe
commit bf6188d062
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mbôla tsy nino zany zareo nohon'ny hafalena, ary gaga zareo. Jesosy nitare an-jareo hoe: "Managna ra hohanina ma anareo?" Namen-jareo trondro vô
Mbôla tsy nino zany zareo nohon'ny hafalena, ary gaga zareo. Jesosy nitare an-jareo hoe: "Managna ra hohanina ma anareo?" Namen-jareo trondro vôtono Izy, ka nalainy zany ary nohaniny takeo agnolôn-jareo.

1
24/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Izy nitare tamin-jareo hoe: "Tamin'Za niaraka taminareo, de nilaza taminareo fa ze daôly vôsoratra tao amin'ny lalàn'i Mosasy sy reo mpaminagny ary reo salamo de tsy maintsy ho tanteraka."

1
24/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary nosokafany ny saign-jareo, mbô hazoan-jareo ny Soratra Masina. Nitare an-jareo Izy hoe