auto save
This commit is contained in:
parent
8e365cef32
commit
bde3e34fbc
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafarakelin'zany, nisy Fariseo sasagny tonga ary nilaza tamin'Azy hoe: "Mandiana ilaozy ny aketo satria Heroda de te-hamono An'nao." Jesosy nitare hoe: "Mandiana ary lazao an'zany ambôhaolo zany hoe: 'Indro, za mandrôka demonia sy magnano fagnasitranana gniany sy amaraigna, ary amin'ny andro fatelo de ho tratrako ny tanjoko.'
|
||||
Tafarakelin'zany, nisy Fariseo sasagny tonga ary nilaza tamin'Azy hoe: "Mandiana ilaozy ny aketo satria Heroda de te-hamono An'nao." Jesosy nitare hoe: "Mandiana ary lazao an'zany ambôhaolo zany hoe: 'Indro, za mandrôka demonia sy magnano fagnasitranana gniany sy amaraigna, ary amin'ny andro fatelo de ho tratrako ny tanjoko.' Na ino na ino mitranga, zava-dehibe Aminà ny manohy gniany, amaraigna, sy ny andro ma
|
Loading…
Reference in New Issue