diff --git a/08/45.txt b/08/45.txt index e181ab5..269f63c 100644 --- a/08/45.txt +++ b/08/45.txt @@ -1 +1 @@ -Jesosy nitare hoe: "Iza ma le nikasika Anà takeo?" Rafa nandà \ No newline at end of file +Jesosy nitare hoe: "Iza ma le nikasika Anà takeo?" Rafa nandà ny daôly, de ozy Petera hoe: "Tompo, magnodidina An'nao avokoa ny vahôka daôly ary manery An'nao." Fa Jesosy nitare hoe: "Nisy nikasika Za, satria fantatro fa nisy hery niala avy takato aminà." \ No newline at end of file diff --git a/08/47.txt b/08/47.txt new file mode 100644 index 0000000..df698dd --- /dev/null +++ b/08/47.txt @@ -0,0 +1 @@ +Rafa hitan'le vevavy fa tsy takona izy, de nangovitra izy ary nenkotra takeo amin'Azy. Nambarany takeo amason' \ No newline at end of file