auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-28 15:41:26 +03:00 committed by root
parent 137f1f5de0
commit a65f6d4ab3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa hitan'le vevavy fa tsy takona izy, de nangovitra izy ary nenkotra takeo amin'Azy. Nambarany takeo amason'ôla ny antony nikasihany an'Azy, sy ny fomba nahasitrana an'azy avy hatraigny. Ary Izy nitare tamin'azy hoe: "Ry zaza vavy, ny finoana no na
Rafa hitan'le vevavy fa tsy takona izy, de nangovitra izy ary nenkotra takeo amin'Azy. Nambarany takeo amason'ôla ny antony nikasihany an'Azy, sy ny fomba nahasitrana an'azy avy hatraigny. Ary Izy nitare tamin'azy hoe: "Ry zaza vavy, ny finoana no nahasitrana an'nao. Mandiana am-pedanana."

1
08/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avekeo raha mbôla nikoragna izy, de nisy ôla raika avy amin'ny tragnon'ny mpitarika synagoga, nagnano hoe: "Maty ny zanakao vavy. Aza magnahirana ny mpampianatra tsony." Fa rafa naregny an'zany Jesosy, de namaly an'i J